Holy Bible project logo icon
FREE OFF-line Bible for Android Get Bible on Google Play QR Code Android Bible
Holy Bible
for Android

is a powerful Bible Reader which has possibility to download different versions of Bible to your Android device.

Bible Verses
for Android

Bible verses includes the best bible quotes in more than 35 languages

Pear Bible KJV
for Android

is an amazing mobile version of King James Bible that will help you to read this excellent book in any place you want.

Pear Bible BBE
for Android

is an amazing mobile version of Bible in Basic English that will help you to read this excellent book in any place you want.

Pear Bible ASV
for Android

is an amazing mobile version of American Standard Version Bible that will help you to read this excellent book in any place you want.

BIBLE VERSIONS / Ny Baibol / Testamenta taloha / Joba

Ny Baibol

Estera Joba Salamo

Chapter 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42

1 [Ny teny fanintelony nataon'i Bilidada] Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe.

2 Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin'ny avo Izy.

3 Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy? [Na: Amin'iza no tsy iposahan'ny fahazavany?]

4 Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?

5 Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.

6 Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.

<< ← Prev Top Next → >>